|
|
|
|

Entry1  manontolo fo
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] entimilaza olona tsy azo ahodina, tsy azo ifonana fa rehefa izay dia izay
Explanations in English  4  [1.2] to indulge anger to the full. See tontolo.
Vocabulary  5  Emotions
Elementary words  6  manontolo, fo

Updated on 2024/12/07